HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 25-26
Namidin’i Esao ny Zon’ny Lahimatoa Nananany
‘Tsy nanaja zava-masina’ i Esao. (He 12:16) Namidiny àry ny zon’ny lahimatoa nananany. Nanambady vehivavy mpanompo sampy koa izy.—Ge 26:34, 35.
SAINTSAINO IZAO: Inona no mbola azonao atao mba hampisehoana hoe manaja an’ireto zava-masina ireto ianao?
Ny fifandraisanao amin’i Jehovah
Ny fanahy masina
Ilay hoe mitondra ny anarana masin’i Jehovah
Ny fanompoana eny amin’ny saha
Ny fivoriana
Ny fanambadiana