FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.3 5
  • 23-29 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.3 5

23-29 Martsa

GENESISY 27-28

  • Hira 10 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahazo An’ilay Tsodrano Tokony ho Azy i Jakoba”: (10 min.)

    • Ge 27:6-10: Nampian’i Rebeka i Jakoba mba hahazo an’ilay tsodrano tokony ho azy (w04 15/4 11 § 4-5)

    • Ge 27:18, 19: Mody nanao hoe Esao i Jakoba rehefa tonga tao amin’ny Rainy (w07 1/10 31 § 2-3)

    • Ge 27:27-29: Nomen’i Isaka an’i Jakoba ny tsodrano tokony ho an’ny lahimatoa (it “Fitahiana, Tsodrano, Fisaorana”: “Toe-javatra anaovana izany” § 2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 27:46–28:2: Inona no azon’ny mpivady ianarana avy amin’io fitantarana io? (w06 15/4 6 § 3-4)

    • Ge 28:12, 13: Inona no hevitr’ilay nofin’i Jakoba misy resaka “tohatra”? (w04 15/1 28 § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 27:1-17 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Faharoa Mamangy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nihaino tsara an’ilay olona nitoriany ilay mpitory? Inona no mampiseho fa nampiasa tsara ny Fitaovana Fampianarana izy?

  • Faharoa Mamangy: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) jl lesona 17 (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 34

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 109

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 28 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara