FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.4 2-3
  • 6-12 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Lohatenikely
  • FANOMPOAN’I JESOSY FARANY TANY JEROSALEMA
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.4 2-3

6-12 Aprily

Talata 7 Aprily 2020: Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Kristy

Ny fitiavan’i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Kristy Zanany no niavaka indrindra hatramin’izay. (Jn 3:16; 15:13) Kristianina maro, isan-taona, no misaintsaina an’izany fitiavana izany, mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana. Miresaka momba an’izay nataon’i Jesosy tany Jerosalema talohan’ny nahafatesany ireo Filazantsara. Azonao ampiasaina ilay tabilao eo ambany, mba hampitahana an’izay voalazan’izy ireo. Misy fanazavana fanampiny ao amin’ny fizarana 13 amin’ilay boky hoe Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly. Mandrisika anao hanao inona ny fitiavana nasehon’Andriamanitra sy Kristy?—2Ko 5:14, 15; 1Jn 4:16, 19.

Jesus ascending to heaven as his disciples look on in amazement.

AZO ATAO AMIN’NY FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA

Jereo ary iaraho midinika ilay video hoe Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”—Fizarana I sy II.

FANOMPOAN’I JESOSY FARANY TANY JEROSALEMA

Fotoana

Toerana

Zava-nitranga

Matio

Marka

Lioka

Jaona

8 Nisana 33 (1-2 Aprily 2020)

Betania

Tonga enina andro talohan’ny Paska

11:55–12:1

9 Nisana (2-3 Aprily 2020)

Betania

Nanosotra menaka an’i Jesosy i Maria

26:6-13

14:3-9

12:2-11

Betania-Betifaga-Jerosalema

Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema, nitaingina ampondra

21:1-11, 14-17

11:1-11

19:29-44

12:12-19

10 Nisana (3-4 Aprily 2020)

Betania-Jerosalema

Nanozona ilay aviavy, nanadio indray ny tempoly

21:18, 19; 21:12, 13

11:12-17

19:45, 46

Jerosalema

Nitady hamono azy ny lehiben’ny mpisorona sy mpanora-dalàna

11:18, 19

19:47, 48

Niteny i Jehovah; nilaza ny hahafatesany i Jesosy; tsy nino ny Jiosy araka ny faminanian’i Isaia

12:20-50

11 Nisana (4-5 Aprily 2020)

Betania-Jerosalema

Fianarana avy amin’ilay aviavy nalazo

21:19-22

11:20-25

Jerosalema, tempoly

“Fahefana avy aiza?”; fanoharana: Zanaka mirahalahy

21:23-32

11:27-33

20:1-8

Fanoharana: Mpamboly ratsy fanahy, fanasana fampakaram-bady

21:33–22:14

12:1-12

20:9-19

Namaly fanontaniana: Hetra ho an’i Kaisara, fitsanganan’ny maty, ny didy lehibe indrindra

22:15-40

12:13-34

20:20-40

Nanontany raha zanak’i Davida i Kristy

22:41-46

12:35-37

20:41-44

“Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo”

23:1-39

12:38-40

20:45-47

Nidera mpitondratena nandrotsaka vola

12:41-44

21:1-4

Tendrombohitra Oliva

Nilaza ny famantarana ny fanatrehany

24:1-51

13:1-37

21:5-38

Fanoharana: Virjiny folo, talenta, ondry sy osy

25:1-46

12 Nisana (5-6 Aprily 2020)

Jerosalema

Nisy nikaon-doha hamono azy

26:1-5

14:1, 2

22:1, 2

Nanaiky hamadika azy i Jodasy

26:14-16

14:10, 11

22:3-6

13 Nisana (6-7 Aprily 2020)

Jerosalema sy ny manodidina

Nanomana ny Paska farany

26:17-19

14:12-16

22:7-13

14 Nisana (7-8 Aprily 2020)

Jerosalema

Izy sy ny apostoly, nihinana ny Paska

26:20, 21

14:17, 18

22:14-18

Nanasa ny tongotry ny apostoly

13:1-20

Nampahafantarin’i Jesosy fa mpamadika i Jodasy ka noroahiny

26:21-25

14:18-21

22:21-23

13:21-30

Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy (1Ko 11:23-25)

26:26-29

14:22-25

22:19, 20, 24-30

Nilaza izy fa handa azy i Petera ary hiparitaka ny apostoly

26:31-35

14:27-31

22:31-38

13:31-38

Mpanampy; tena voaloboka; didy momba ny fitiavana; vavaka farany niaraka tamin’ny apostoly

14:1–17:26

Getsemane

Fijaliana tao an-jaridaina; namadihana sy nisamborana an’i Jesosy

26:30, 36-56

14:26, 32-52

22:39-53

18:1-12

Jerosalema

Teo anatrehan’i Anasy, Kaiafa, Fitsarana Avo Jiosy; nanda azy i Petera

26:57–27:1

14:53–15:1

22:54-71

18:13-27

Nananton-tena i Jodasy mpamadika (As 1:18, 19)

27:3-10

Teo anatrehan’i Pilato, tany amin’i Heroda, tany amin’i Pilato indray

27:2, 11-14

15:1-5

23:1-12

18:28-38

Saika hanafaka azy i Pilato, nefa naleon’ny Jiosy i Barabasy; voaheloka ho faty

27:15-30

15:6-19

23:13-25

18:39–19:16

(3.00 tolakandro t.)

Golgota

Maty teo amin’ny hazo fijaliana

27:31-56

15:20-41

23:26-49

19:16-30

Jerosalema

Nesorina teo amin’ny hazo fijaliana ary nalevina

27:57-61

15:42-47

23:50-56

19:31-42

15 Nisana (8-9 Aprily 2020)

Jerosalema

Nasian’ny mpisorona sy Fariseo mpiambina ny fasana

27:62-66

16 Nisana (9-10 Aprily 2020)

Jerosalema sy ny manodidina; Emaosy

Nitsangana tamin’ny maty i Jesosy; niseho indimy tamin’ny mpianatra

28:1-15

16:1-8

24:1-49

20:1-25

Taorian’ny 16 Nisana

Jerosalema; Galilia

Niseho imbetsaka tamin’ny mpianatra (1Ko 15:5-7; As 1:3-8); nampianatra; naniraka hanao mpianatra

28:16-20

20:26–21:25

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara