FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.4 6
  • 27 Aprily–3 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Aprily–3 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.4 6

27 Aprily–3 Mey

GENESISY 34-35

  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy”: (10 min.)

    • Ge 34:1: Nitsidika matetika an’ireo tovovavy kananita i Dina (w97 1/2 30 § 4)

    • Ge 34:2: Nametaveta an’i Dina i Sekema (lv 103 § 14)

    • Ge 34:7, 25: Novonoin’i Simeona sy Levy i Sekema sy ny lehilahy rehetra tao an-tanànany (w09 1/9 21 § 1-2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 35:8: Iza moa i Debora, ary inona no ianarantsika avy aminy? (it “Debora” § 1)

    • Ge 35:22-26: Inona no manaporofo fa tsy izay nanan-jo ho lahimatoa ihany no anisan’ny razamben’ny Mesia? (w17.12 14)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 34:1-19 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’i Hanitra mba hanohinana ny fon’ilay olona? Inona no azontsika atao mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny boky Ianarana?

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 13)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg 4:6(th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 40

  • “Ario ny Andriamani-kafa”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe ‘Tohero ny Devoly.’

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 112

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 143 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara