FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.5 2
  • 4-10 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.5 2

4-10 Mey

GENESISY 36-37

  • Hira 114 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nialona An’i Josefa Ireo Rahalahiny ka Nampijaly Azy”: (10 min.)

    • Ge 37:3, 4: Nankahala an’i Josefa ireo rahalahiny, satria izy no tian’ny rainy indrindra (w14 1/8 12 § 3-4)

    • Ge 37:5-9, 11: Vao mainka nialona an’i Josefa ireo rahalahiny rehefa naheno ny nofiny (w14 1/8 13 § 2-4)

    • Ge 37:23, 24, 28: Nialona an’i Josefa ireo rahalahiny ka lasa nampijaly azy

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 36:1: Nahoana i Esao no nantsoina koa hoe Edoma? (it “Edoma” § 1)

    • Ge 37:29-32: Nahoana no nasehon’ireo rahalahin’i Josefa an’i Jakoba ilay akanjo rotidrotika sy feno ra? (it “Zavatra sy Olona Nambenana” § 3-4)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 36:1-19 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Tsotra sy Mora Azo ny Fanazavanao, ary iaraho midinika ny lesona 17 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w02 15/10 30-31: Foto-kevitra: Tokony ho Saro-piaro Amin’ny Inona ny Kristianina? (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 126

  • “Vonona ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe Vonona ve Ianao Raha Misy Loza Araka ny Natiora Mitranga? Resaho ny fampahatsiahivana avy amin’ny biraon’ny sampana na avy amin’ny anti-panahy rehetra, raha misy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 113

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 84 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara