11-17 Mey
GENESISY 38-39
Hira 33 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Nanary An’i Josefa Mihitsy i Jehovah”: (10 min.)
Ge 39:1: Lasa andevo tany Ejipta i Josefa (w14 1/11 12 § 4-5)
Ge 39:12-14, 20: Nisy nanendrikendrika i Josefa ka nampidirina am-ponja (w14 1/11 14 § 7–15 § 2)
Ge 39:21-23: Nanampy an’i Josefa foana i Jehovah (w14 1/11 15 § 2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ge 38:9, 10: Nahoana i Onana no novonoin’i Jehovah? (it “Onana”)
Ge 38:15-18: Inona no azontsika lazaina momba an’izay nataon’i Joda sy Tamara? (w04 15/1 30 § 4-5)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 38:1-19 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe tsotra sy mora azo ny fanazavan’ilay anabavy? (th lesona 17) Taiza ho aiza tamin’ilay resaka ilay mpitory no afaka nanolotra zavatra avy ao amin’ny Fitaovana Fampianarana, ary inona no azony nolazaina mba hanolorana an’ilay izy?
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 11)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tahafo i Josefa ka Andosiro ny Fijangajangana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Andosiro ny Fijangajangana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 114
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 26 sy Vavaka