HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 38-39
Tsy Nanary An’i Josefa Mihitsy i Jehovah
Niatrika zava-tsarotra maro i Josefa. Na izany aza, dia “nataon’i Jehovah nahomby avokoa izay nataony.” Nataon’i Jehovah koa izay “hahazoany sitraka tamin’ny lehiben’ny fonja.” (Ge 39:2, 3, 21-23) Inona no azontsika ianarana avy amin’io tantara io?