FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.6 4
  • 8-14 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.6 4

8-14 Jona

GENESISY 46-47

  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nahazo Sakafo Nandritra ny Mosary”: (10 min.)

    • Ge 47:13: Nisy mosary mafy tany Ejipta sy Kanana (w87 1/8 15 § 2)

    • Ge 47:16, 19, 20: Tsy maintsy nahafoy izay nananany ny Ejipsianina mba tsy ho fatin’ny mosary

    • Ge 47:23-25: Mila miezaka isika raha te handray soa avy amin’ireo sakafo ara-panahy be dia be azontsika (kr 234-235 § 11-12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 46:4: Nahoana no i Josefa no nasain’i Jehovah ‘nanakimpy ny mason’i’ Jakoba? (it “Fihetsika sy Fanao”: “Fihetsika hafa” § 3)

    • Ge 46:26, 27: Firy ny olona anisan’ny ankohonan’i Jakoba tonga tany Ejipta? (“olona dimy amby fitopolo” fanazavana As 7:14, nwtsty)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 47:1-17 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nametraka fanontaniana ilay mpitory? Inona no mampiseho fa nanazava tsara an’ilay andininy izy?

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)

  • Fitoriana: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 9 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 96

  • Mihaino ny Fampahatsiahivan’i Jehovah Foana ve Ianao?: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Tiavo ny Fampahatsiahivan’i Jehovah. Ampirisiho ny rehetra mba hamaky Baiboly tsy tapaka sy handray foana an’ireo sakafo ara-panahy avy amin’i Jehovah.—Is 25:6; 55:1; 65:13; Mt 24:45.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 118

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 109 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara