HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 46-47
Nahazo Sakafo Nandritra ny Mosary
Tratran’ny mosary ara-panahy ny olona eto amin’ity tontolo ity. (Am 8:11) I Jehovah kosa manome antsika sakafo ara-panahy be dia be, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
Boky sy gazety
Fivoriana
Fivoriambe
Raki-peo
Video
JW.ORG
Tele JW
Inona ny zavatra afoiko mba ho afaka hisakafo tsy tapaka eo amin’ny latabatr’i Jehovah aho?