FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g18.2 13
  • Fanazavana Fanampiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanazavana Fanampiny
  • Mifohaza!—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?
    Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?
  • Trandraho ny Fahendrena ao Amin’ny JW.ORG
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?
    Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?
  • Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?
    Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?
Hijery Hafa
Mifohaza!—2018
g18.2 13
Looking at jw.org on a tablet

Fanazavana Fanampiny

MISY TOROHEVITRA TENA MANDAITRA AO AMIN’NY BAIBOLY, na ho an’ny mpivady izany, na ho an’ny ray aman-dreny, na ho an’ny tanora. Manampy ny olona hahay hisaina sy hahay hanapa-kevitra ny toro lalana ao.—Ohabolana 1:1-4.

MAMALY AN’IREO FANONTANIANA MANAHIRAN-TSAINA ANTSIKA KOA NY BAIBOLY. OHATRA HOE:

  • Nahoana ny olona no maty?

  • Andriamanitra ve no mahatonga antsika hijaly?

  • Manao ahoana ny olona rehefa maty?

Ho hitanao ao amin’ny Baiboly ny valin’ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa. Jereo ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Midira ao amin’ny www.jw.org/mg.

Mbola misy torohevitra hafa ho an’ny mpivady sy ny fianakaviana ao amin’ny jw.org/mg. Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TOKANTRANO & FITAIZANA. Midira ao amin’ny www.jw.org/mg

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara