FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.6 6
  • 15-21 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.6 6

15-21 Jona

GENESISY 48-50

  • Hira 30 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Betsaka ny Zavatra Azontsika Ianarana avy Amin’ireo Be Taona”: (10 min.)

    • Ge 48:21, 22: Hita tamin’ny tenin’i Jakoba fa nino izy hoe tsy maintsy ho azon’ny taranany ny tany Kanana (it “Jakoba”: “Nifindra tany Ejipta” § 4)

    • Ge 49:1: Nilaza faminaniana i Jakoba taloha kelin’ny nahafatesany. Hita avy tamin’ilay izy fa nanam-pinoana izy (it “Andro Farany”: “Faminanian’i Jakoba”)

    • Ge 50:24, 25: Hita tamin’ny tenin’i Josefa fa nino izy hoe tsy maintsy ho tanteraka ny fampanantenan’i Jehovah (w07 1/6 28 § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ge 49:19: Ahoana no nahatanterahan’ilay faminanian’i Jakoba momba an’i Gada? (w04 1/6 15 § 4-5)

    • Ge 49:27: Ahoana no nahatanterahan’ilay faminanian’i Jakoba momba an’i Benjamina? (it “Benjamina” § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ge 49:8-26 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay niara-niasa ireo mpitory? Ahoana no ampisehoantsika, hoatr’azy ireo, hoe tena mino an’izay lazaintsika isika rehefa mitory?

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 9 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 138

  • “Inona no Azonao Ianarana avy Amin’ireo Efa Ela Nanompoana An’i Jehovah?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Niezaka Niray Saina Foana na dia Nisy Fandrarana Aza.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 119

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 25 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara