HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 4-5
“Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”
Tsy natahotra intsony i Mosesy rehefa nampian’i Jehovah. Inona no azontsika ianarana avy amin’izay nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy?
Tsy tokony hifantoka be amin’izay zavatra tsy haintsika isika
Afaka matoky isika hoe hanome an’izay rehetra ilaintsika i Jehovah, mba hahavitantsika ny asa nanendrena antsika
Tsy hatahotra olona isika raha matoky hoe hanampy antsika Andriamanitra
Ahoana no nanampian’i Jehovah ahy hahavita hitory foana na dia tsy mora aza izany?