FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.6 11
  • 29 Jona–5 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Jona–5 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.6 11

29 Jona–5 Jolay

EKSODOSY 4-5

  • Hira 3 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”: (10 min.)

    • Ek 4:10, 13: Nieritreritra i Mosesy hoe tsy ho vitany ilay zavatra nasain’i Jehovah nataony (w10 15/10 13 § 5)

    • Ek 4:11, 12: Nanome toky an’i Mosesy i Jehovah hoe hanampy azy (w14 15/4 9 § 5-6)

    • Ek 4:14, 15: Nasain’i Jehovah nanampy an’i Mosesy i Arona (w10 15/10 14 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 4:24-26: Inona no mety ho nahatonga an’i Zipora hiantso an’i Jehovah hoe “vady azo tamin’ny ra”? (w04 15/3 28 § 4)

    • Ek 5:2: Nahoana i Farao no nilaza fa tsy nahafantatra an’i Jehovah izy? (it “Jehovah”: “Ilay anarana ao amin’ny Soratra Hebreo, sy ny heviny” § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 4:1-17 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na bokikely fianarana Baiboly avy eo. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 100 § 15-16 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 61

  • “Ahoana no Ampiasana An’ireo Hevitra Azo Resahina?”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • “Ho Vitanao ny Hitory sy Hampianatra!”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha ho Be Herim-po: Ry Mpitory.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 121

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 73 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara