FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.7 4
  • 13-19 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.7 4

13-19 JOLAY

EKSODOSY 8-9

  • Hira 12 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Fantatr’i Farao hoe Nanatanteraka ny Fikasan’Andriamanitra Izy”: (10 min.)

    • Ek 8:15: Nanamafy ny fony i Farao ary tsy nety nihaino an’i Mosesy sy Arona (it “Mafy Loha” § 2)

    • Ek 8:18, 19: Niaiky ireo mpisorona nampiasa herin’ny maizina hoe tsy vitan’izy ireo ilay fahagagana nataon’i Jehovah. Mbola mafy loha ihany anefa i Farao

    • Ek 9:15-17: Tsy tonga dia novonoin’i Jehovah i Farao. Afaka nampiseho ny heriny àry i Jehovah ka lasa fantatry ny olona eran-tany ny anarany (it “Faharatsiana” § 4-6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 8:21: Inona ilay fihitra resahina eo amin’io andininy io? (it “Fihitra”)

    • Ek 8:25-27: Nahoana i Mosesy no nilaza hoe “zava-maharikoriko amin’ny Ejipsianina” ny sorona hataon’ny Israelita? (w04 15/3 25 § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 8:1-19 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nataon’ilay mpitory rehefa nanohitra ilay olona? Taiza ho aiza tamin’ilay resaka izy no afaka nanolotra boky na zavatra hafa, ary inona no azony nolazaina mba hanolorana an’ilay izy?

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na bokikely fianarana Baiboly. (th lesona 12)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 74

  • “Miezaha Hanetry Tena: Aza Midera Tena”: (7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Manetre Tena. Manadinadìna ankizy vitsivitsy eny amin’ny lampihazo. Apetraho aminy ny fanontaniana ao amin’ny pejy 8.

  • “Miezaha Hanetry Tena Rehefa Misy Midera”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Miezaha mba Tsy Hivadika toa An’i Jesosy: Rehefa Misy Midera Anao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 123, efajoro “Toy ny Ra Nitete ny Hatsembohany”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 44 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara