27 JOLAY–2 AOGOSITRA
EKSODOSY 12
Hira 20 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona no Azontsika Kristianina Ianarana avy Amin’ny Paska?”: (10 min.)
Ek 12:5-7: Mifanitsy amin’i Jesosy ilay zanak’ondrin’ny Paska (w07 1/1 20 § 4)
Ek 12:12, 13: Mifanitsy amin’ny ran’i Jesosy ny ra nahosotra teo amin’ny tolàm-baravarana (it “Paska”: “Ny mifanitsy aminy” § 2)
Ek 12:24-27: Mampianatra antsika lesona lehibe ny Paska (w13 15/12 20 § 13-14)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 12:12: Nahoana ireo loza tany Ejipta, indrindra fa ilay fahafolo, no nampiseho fa tsy mahavita na inona na inona ny andriamanitr’i Ejipta? (it “Paska”: “Lalàna momba ny Paska” § 7)
Ek 12:14-16: Inona no nampiavaka ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay sy ny fety hafa nataon’ny Israelita? Inona ny soa azon’ny Israelita avy tamin’ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay? (it “Fivoriana, Fivoriambe”: “Fivoriambe masina” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 12:1-20 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 2)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety nivoaka vao haingana manazava an’ilay foto-kevitra noresahinareo. (th lesona 6)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 1:1 (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miaro ny Vahoakany i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitsidihana ny Tranombakoka any Warwick: “Vahoaka Mitondra ny Anaran’i Jehovah.”
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 125
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 129 sy Vavaka