FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.8 10
  • 24-30 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.8 10

24-30 AOGOSITRA

EKSODOSY 19-20

  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahasoa Anao ny Didy Folo”: (10 min.)

    • Ek 20:3-7: Omeo voninahitra i Jehovah, ka izy irery ihany tompoina (w90 15/2 5 § 7)

    • Ek 20:8-11: Ny fanompoana an’i Jehovah no ataovy loha laharana eo amin’ny fiainanao

    • Ek 20:12-17: Hajao ny hafa (w90 15/2 6 § 1-2)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 19:5, 6: Tokony ho lasa “fanjaka-mpisorona” ny firenen’Israely fahiny. Nahoana anefa no very izany tombontsoa izany? (it “Mpisorona”: “Kristianina lasa mpisorona” § 1-2)

    • Ek 20:4, 5: Resahina eo hoe rehefa misy raim-pianakaviana manao fahadisoana, dia hosazin’i Jehovah koa ny taranany. Inona no dikan’izany? (w04 15/3 27 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 19:1-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 15)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 6:3 (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 91

  • Inona no Hataoko fa Voafehifehy Be Aho?: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no azonareo tanora atao mba hatoky anareo i Dada sy Neny? Inona no tokony hataonareo rehefa diso? Nahoana no tena ilaina ny manaja ray aman-dreny raha tsy te ho voafehifehy be?

  • Karakarao Tsara ny Ray Aman-dreny Be Taona: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana mety hitranga rehefa mihantitra ny ray aman-dreny? Nahoana ny mpianakavy no tokony hifampiresaka tsara rehefa hifidy ny fomba hikarakarana ray aman-dreny? Ahoana no ampisehoan’ny zanaka hoe manaja ny ray aman-dreniny izy rehefa mikarakara azy ireo?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 129, efajoro “Kapoka Amin’ny Karavasy”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 13 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara