HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 19-20
Mahasoa Anao ny Didy Folo
Tsy voatery mankatò ny Lalàn’i Mosesy intsony ny Kristianina. (Kl 2:13, 14) Mbola mahasoa antsika amin’izao ve anefa ny Didy Folo sy ny didy hafa ao amin’ny Lalàn’i Mosesy?
Hita amin’izy ireny hoe ahoana ny fiheveran’i Jehovah ny zavatra sasany
Asehon’izy ireny hoe inona no tian’i Jehovah hataontsika mba hampifaliana azy
Lasa fantatsika avy amin’izy ireny hoe ahoana no tokony hitondrantsika ny hafa
Inona no ianaranao momba an’i Jehovah, rehefa mandinika ny Didy Folo ianao?