31 AOGOSITRA–6 SEPTAMBRA
EKSODOSY 21-22
Hira 141 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahafo i Jehovah ka Hevero ho Sarobidy ny Aina”: (10 min.)
Ek 21:20: Manameloka ny famonoana olona i Jehovah (it “Kapoka” § 2)
Ek 21:22, 23: Sarobidy amin’i Jehovah ny ain’ny zaza ao am-bohoka (lv 80 § 16)
Ek 21:28, 29: Tian’i Jehovah hitandrina isika mba tsy hisian’ny loza (w10 15/4 29 § 4)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 21:5, 6: Inona ny soa raisin’ny Kristianina nanokan-tena ho an’i Jehovah, raha ireo andininy ireo no jerena? (w10 15/1 4 § 4-5)
Ek 21:14: Inona no mety ho tian’io andinin-teny io holazaina? (it “Tandroka, Anjombona”: “Tandroky ny alitara” § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 21:1-15 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 2)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Teneno ilay olona fa tianao haseho azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 20)
Lahateny: (5 min. na latsaka) w09 1/4 31: Foto-kevitra: Ray ho An’ny Kamboty Ray i Jehovah. (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Sarobidy Amin’i Jehovah ny Aina ka Hajao: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny olana mety hitranga amin’ny zaza ao am-bohoka? Nahoana ny Eksodosy 21:22, 23 no manampy antsika hahita hoe tsy mety ny manala zaza? Nahoana isika no mila manana finoana sy herim-po, raha te handray fanapahan-kevitra mampifaly an’i Jehovah? Nahoana no mampahery antsika ny fanantenana hoe mbola hatsangana ny maty?
Mandray Soa Isika Raha Manokan-tena ho An’i Jehovah: (5 min.) Lahateny. Ampirisiho ny mpianatra Baiboly mba handroso ka hanokan-tena sy hatao batisa. (w10 15/1 4 § 4-7)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 130
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 15 sy Vavaka