FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.9 5
  • 14-20 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.9 5

14-20 Septambra

EKSODOSY 25-26

  • Hira 18 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ilay Zavatra Sarobidy Indrindra tao Amin’ny Tranolay Masina”: (10 min.)

    • Ek 25:9: I Jehovah no nanome ny toromarika hanaovana ny Vata misy ny fifanekena (it “Vata Misy ny Fifanekena” § 3)

    • Ek 25:21: Tao amin’ilay Vata no nitehirizana an’ireo takela-bato misy ny Didy Folo it “Vata Misy ny Fifanekena”: “Fitokanana sy fampiasana azy” § 2)

    • Ek 25:22: Nanatrika teo amin’ilay Vata Andriamanitra (it “Vata Misy ny Fifanekena”: “Fitokanana sy fampiasana azy” § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 25:20: Nifanatrika ireo kerobima ary niondrika nijery ny saron’ilay Vata. Inona no mety ho dikan’izany? (it “Kerobima” § 2)

    • Ek 25:30: Inona ilay hoe mofo aseho? (it “Mofo Aseho” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 25:31-40 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe tsara fanahy sy mangoraka ilay mpitory? Inona no azon’ilay mpitory nolazaina mba hanolorana boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana?

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 8)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 23

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (5 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Septambra ity.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 132, efajoro “Fantsiho Amin’ny Hazo Fijaliana Izy!”

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 20 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara