HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 27-28
Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Akanjon’ny Mpisorona?
Tokony hitady ny tari-dalan’i Jehovah isika, hiezaka ny ho masina, ary hiezaka ny ho mendrika rehefa manompo an’i Jehovah. Izany no ianarantsika avy amin’ny akanjon’ny mpisorona.
Inona no tokony hataontsika mba hahazoana ny tari-dalan’i Jehovah?
Inona no dikan’ny hoe masina?
Ahoana no ampisehoantsika hoe mendrika ny fitafiantsika sy paozintsika?