21-27 Septambra
EKSODOSY 27-28
Hira 25 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Akanjon’ny Mpisorona?”: (10 min.)
Ek 28:30: Tsy maintsy mitady ny tari-dalan’i Jehovah isika (it “Orima sy Tomima”: “Mety ho antsapaka” § 2)
Ek 28:36: Tsy maintsy masina foana isika (it “Handrina”: “Mpisoronabe teo amin’ny Israely”)
Ek 28:42, 43: Tsy maintsy mendrika foana ny fitafiantsika sy ny paozintsika (w08 15/8 15 § 17)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 28:15-21: Taiza no nahazoana an’ireo vatosoa teo amin’ny saron-tratran’ny mpisoronabe? (w12 1/8 26 § 1-3)
Ek 28:38: Inona avy ireo “zava-masina” voaresaka eo? (it “Fahamasinana”: “Biby sy vokatra”)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 27:1-15 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 2)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 93 § 20-21 (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Mitory avy eo Amin’ny Kamerà na Telefaonina eo Am-bavahady (Interphone)”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video 1 ary iaraho midinika. Alefaso avy eo ilay video 2 ary iaraho midinika.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 133
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 46 sy Vavaka