28 Septambra–4 Oktobra
EKSODOSY 29-30
Hira 32 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Fanomezana ho An’i Jehovah”: (10 min.)
Ek 30:11, 12: Nasain’i Jehovah nanisa ny vahoaka i Mosesy (it “Fanisam-bahoaka”: “Tany Sinay” § 1)
Ek 30:13-15: Nanao fanomezana ho an’i Jehovah izay rehetra voasoratra anarana (it “Fanomezana”: “Fanomezana ho an’ny toerana masina” § 2)
Ek 30:16: Nampiasaina tamin’ny ‘fanompoana tao amin’ny tranolay fihaonana’ ireo fanomezana (w11 1/11 12 § 1-2)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 29:10: Nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ny ombilahy ny mpisorona fahiny. Inona no dikan’izany? (it “Tanana”: “Mametra-tanana” § 1)
Ek 30:31-33: Nahoana no novonoina ho faty izay nanamboatra menaka masina fanosorana, sy nanosotra an’izany tamin’ny olona tsy notendren’i Jehovah? (it “Voahosotra, Fanosorana”: “Fanosorana amin’ny heviny manokana” § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 29:31-41 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Mitory avy eo amin’ny kamerà ianao, na avy eo amin’ny telefaonina eo am-bavahady. (Raha tsy misy an’izany ao amin’ny faritaninareo, dia fitoriana amin’ny olona tsy mety manokatra varavarana atao.) (th lesona 2)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 10:4 (th lesona 13)
Lahateny: (5 min. na latsaka) km 1/11 4 § 5-7; 6, efajoro: Foto-kevitra: Inona avy no Azo Atao Amin’ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana? (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Vonona Hahafoy ny Fotoananao sy ny Herinao ve Ianao?” (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Trano Vaovao Haorina—Ampahany.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 134
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 137 sy Vavaka