FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.10 5
  • 12-18 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.10 5

12-18 OKTOBRA

EKSODOSY 33-34

  • Hira 115 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ireo Toetran’i Jehovah Manintona Antsika”: (10 min.)

    • Ek 34:5: Ny hoe mahalala ny anaran’Andriamanitra dia midika hoe mahafantatra ny fikasany sy ny zavatra ataony ary ny toetrany (it “Anarana”: “Anjely” § 2)

    • Ek 34:6: Lasa te hifandray amin’i Jehovah isika, satria tena tsara toetra izy (w09 1/5 18 § 3-5)

    • Ek 34:7: Mamela ny helok’ireo mpanota mibebaka i Jehovah (w09 1/5 18 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 33:11, 20: Inona no tiana holazaina amin’ilay hoe “niresaka nifanatrika” tamin’i Mosesy Andriamanitra? (w04 15/3 27 § 5)

    • Ek 34:23, 24: Nahoana ireo lehilahy israelita no nila nanana finoana, mba hanatrehana an’ireo fety telo fanao isan-taona? (w98 1/9 20 § 5)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 33:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no ahitana hoe nahay nanazava an’ilay andinin-teny i Mirana? Inona no nolazainy mba hahatonga an’ilay olona ho liana amin’ny zavatra resahiny?

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo boky Ianarana ilay olona avy eo, ary ampiasao ny toko 2 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 80

  • “Ry Tanora, i Jehovah ve no Namanareo Akaiky Indrindra?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ry Tanora, “Andramo ka Jereo fa Tsara i Jehovah.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 136

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 103 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara