FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.10 8
  • 19-25 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.10 8

19-25 OKTOBRA

EKSODOSY 35-36

  • Hira 92 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ampian’i Jehovah Isika mba Hahavita ny Asany”: (10 min.)

    • Ek 35:25, 26: Nampian’i Jehovah ny vahoakany rehefa nahafoy tena ho azy (w14 15/12 4 § 4)

    • Ek 35:30-35: Nampian’ny fanahy masina i Bezalila sy Oholiaba, ka nahavita “asa isan-karazany” (w11 15/12 19 § 6)

    • Ek 36:1, 2: I Jehovah no nahazo voninahitra tamin’ny asa vitan’izy ireo (w11 15/12 19 § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 35:1-3: Inona no azontsika ianarana avy amin’ny lalàna momba ny Sabata? (w05 15/5 23 § 14)

    • Ek 35:21: Ahoana no ahitana fa nalala-tanana ny Israelita, ary ahoana no hanahafantsika azy ireo? (w00 1/11 29 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 35:4-19 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampirisiho ilay olona hijery ny tranonkalantsika, ary omeo karatra jw.org izy. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 2:4 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 68

  • Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Fampanontana 2018: (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no fanovana nataon’ny fandaminana tamin’ny resaka pirinty, ary nahoana? Lasa afaka nanao inona isika rehefa nahena ny zavatra natao pirinty? Nahoana no tena ilaina amin’ny famokarana sakafo ara-panahy ny asa fandikan-teny? Inona ny soa azo avy amin’ireo video sy lahatsoratra amin’ny endrika elektronika?

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 137

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 69 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara