FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.11 4
  • 9-15 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 9-15 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.11 4

9-15 Novambra

LEVITIKOSY 1-3

  • Hira 20 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Tanjona Tamin’ireo Fanatitra”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Levitikosy.]

    • Le 1:3; 2:1, 12: Inona no antony nanaovana ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha? (it “Fanatitra”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 2, 30)

    • Le 3:1: Inona no antony nanaovana ny fanatitra iombonana? (it “Fanatitra”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 2:13: Nahoana no tsy maintsy nasiana sira ny fanatitra rehetra? (Ezk 43:24; w04 15/5 22 § 2)

    • Le 3:17: Nahoana ny Israelita no tsy navela hihinana tavin-kena, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (it “Tavy”: “Lalàna momba ny tavin-kena” § 4; w04 15/5 22 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 1:1-13 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video, ajanòny isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 53

  • “Sarobidy Ireo ‘Vola Madinika Roa’”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.” Vakio ilay taratasy fankasitrahana avy any amin’ny sampana, noho ny fanomezana nataontsika tamin’ny taom-panompoana lasa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy p. 317

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 120 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara