FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.11 11
  • 30 Novambra–6 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Novambra–6 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.11 11

30 NOVAMBRA–6 DESAMBRA

LEVITIKOSY 8-9

  • Hira 16 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Porofon’ny Fitahian’i Jehovah”: (10 min.)

    • Le 8:6-9, 12: Nametraka an’ireo mpisorona teo amin’ny toerany i Mosesy (it “Fametrahana Mpisorona eo Amin’ny Toerany” § 4)

    • Le 9:1-5: Nanatrika teo ny vahoaka manontolo, rehefa nanolotra an’ireo fanatitra biby voalohany ny mpisorona (it “Fametrahana Mpisorona eo Amin’ny Toerany”: “Vita ilay fametrahana mpisorona teo amin’ny toerany” § 2)

    • Le 9:23, 24: Nasehon’i Jehovah hoe nankasitrahany ireo mpisorona (w19.11 23 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 8:6: Inona no ianarantsika avy amin’ilay didy hoe tokony hadio ny mpisorona? (w14 15/11 9 § 6)

    • Le 8:14-17: I Mosesy no nanolotra ny sorona fa tsy i Arona, tamin’ny fotoana nametrahana ny mpisorona teo amin’ny toerany. Nahoana? (it “Mosesy”: “Mpanelanelana tamin’ny Fifaneken’ny Lalàna” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 8:31–9:4 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Avy eo dia miresaha hevitra voafaritra tsara avy ao amin’ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2020, ary atolory ilay gazety. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hijery ny tranonkalantsika ilay olona, ary omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 8:2 (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hitory An-telefaonina”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 2 § 1-11

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 106 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara