FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.11 12
  • Porofon’ny Fitahian’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Porofon’ny Fitahian’i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Iza ny Mpanompo Mendri-pitokisana sy Malina?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
  • Iza “Ilay Mpanompo Mendri-pitokisana sy Malina” ary Inona no Ataony?
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.11 12

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LEVITIKOSY 8-9

Porofon’ny Fitahian’i Jehovah

8:6-9, 12; 9:1-5, 23, 24

Nankasitraka an’ireo mpisorona vao notendrena i Jehovah. Rehefa nanolotra ny fanatitra dorana voalohany mantsy izy ireo, dia nandefa afo i Jehovah mba handevona an’ilay fanatitra. Hita avy amin’izany hoe tian’i Jehovah hanohana tanteraka an’ireo mpisorona ireo ny Israelita tafangona teo. I Jesosy Kristy izao no Mpisoronabe ampiasain’i Jehovah. (He 9:11, 12) Nanendry voahosotra vitsivitsy i Jesosy tamin’ny 1919, mba ho “mpanompo mendri-pitokisana sy malina.” (Mt 24:45) Inona no porofo fa mitahy an’io mpanompo io i Jehovah sady manohana sy mankasitraka azy?

  • Mbola afaka manome sakafo ara-panahy foana ny mpanompo mendri-pitokisana, na dia nisy foana aza ny fanenjehana

  • Efa torina “maneran-tany” izao ny vaovao tsara, araka ny faminanian’ny Baiboly.—Mt 24:14

Ahoana no ampisehoantsika fa manohana tanteraka ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina isika?

Collage: 1. The glorified Jesus Christ rules over the earth. 2. The faithful and discreet slave meets together to supply spiritual food. 3. A brother preaches the good news to a man.
    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara