FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20.12 10
  • 28 Desambra 2020–3 Janoary 2021

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Desambra 2020–3 Janoary 2021
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20.12 10

28 Desambra 2020–3 Janoary 2021

LEVITIKOSY 16-17

  • Hira 41 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fianarana avy Amin’ny Andro Fandrakofam-pahotana”: (10 min.)

    • Le 16:12: Toy ny hoe niseho teo anatrehan’i Jehovah ny mpisoronabe (w19.11 21 § 4)

    • Le 16:13: Nanolotra emboka manitra ho an’i Jehovah ny mpisoronabe (w19.11 21 § 5)

    • Le 16:14, 15: Nanao fandrakofam-pahotana ho an’ny mpisorona sy ny vahoaka ny mpisoronabe (w19.11 21 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Le 16:10: Nahoana ilay osilahy ho an’i Azazela no mifanitsy amin’ny soron’i Jesosy? (it “Azazela” § 6)

    • Le 17:10, 11: Nahoana isika no tsy manaiky hampidiran-dra? (w14 15/11 10 § 10)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 16:1-11 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na bokikely fianarana Baiboly avy eo. (th lesona 4)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) fg 1:1, 2 (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 70

  • “Vonona Hanao Fangatahana Hanatrika ny Sekolin’ny Mpitory Ilay Fanjakana ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mazoto Mijinja ny Vokatra ny Misionera.

  • Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 3 § 16-21

  • Teny Famaranana (3 min. na latsaka)

  • Hira 115 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara