FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 4
  • 11-17 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 11-17 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 4

11-17 Janoary

LEVITIKOSY 20-21

  • Hira 80 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Avahan’i Jehovah ny Vahoakany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Le 21:5: Nahoana ny Lalàn’Andriamanitra no tsy namela ny Israelita handidididy ny vatany? (it “Mandidididy Vatana” § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Le 20:1-13 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video Fiverenana Mitsidika: Vavaka—1Jn 5:14. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 6)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo bokikely Vaovao Tsara ilay olona avy eo, ary ampiasao ny lesona 12 mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 131

  • “Arovy ny Tokantranonao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Maintsy ‘Mihazakazaka Amim-paharetana’ Isika: Araho ny Fitsipi-dalao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 4 § 1-11

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 126 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara