FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 7
  • 18-24 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 7

18-24 Janoary

LEVITIKOSY 22-23

  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Andraisantsika Fianarana Ireo Fety Fahiny”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Le 22:21, 22: Nahoana no tokony ho feno ny tsy fivadihantsika? (w19.02 3 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Le 23:15-25 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’ilay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 13)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 9)

  • Lahateny: (5 min.) w07 15/7 26: Foto-kevitra: Iza no Nijinja ny Voaloham-bokatra Tamin’ny Vary Orza, Izay Nentina tao Amin’ny Toerana Masina? (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 87

  • “Fotoana Azo Hararaotina Anehoana Fitiavana ny Fivoriambe”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fivoriambe Iraisam-pirenena “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”!

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 4 § 12-21, efajoro “Ny Fahefan’iza no Tokony Hankatoaviko?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 102 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara