FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 10
  • 25-31 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25-31 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 10

25-31 Janoary

LEVITIKOSY 24-25

  • Hira 144 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Taon-jobily sy Ilay Fanafahana Amin’ny Hoavy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Le 24:20: Mampirisika ny olona hamaly faty ve ny Tenin’Andriamanitra? (w09 1/9 22 § 3)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Le 24:1-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 11)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg lesona 12 § 6-7 (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 139

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • “Hafahana Isika Amin’ny Hoavy, Noho Izay Nataon’Andriamanitra sy Kristy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy An-tsaina Foana i Jesosy fa Efa Akaiky Ilay Fotoam-pahoriana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 4 efajoro “Henoy ny Torohevitra, ary Raiso ny Anatra”, “Aoka Ianareo Hankato An’ireo Mitarika”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 42 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara