FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Hevitra Azo Resahina
Fitoriana
Fanontaniana: Mihaino vavaka ve Andriamanitra?
Andinin-teny: Sl 65:2
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no azontsika resahina amin’ny vavaka?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:
wp21.1 5
Fiverenana Mitsidika
Fanontaniana: Inona no azontsika resahina amin’ny vavaka?
Andinin-teny: 1Jn 5:14
Horesahina amin’ny manaraka: Ahoana no amalian’Andriamanitra ny vavaka ataontsika?
FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:
wp21.1 10
Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana (27 Febroary–27 Martsa)
“Misy fotoan-dehibe tianay hanasana anao. Olona an-tapitrisany no hanatrika azy io. Mitsingerina amin’io mantsy ny andro nahafatesan’i Jesosy.” Omeo [na andefaso] fanasana ilay olona. “Voalaza ato amin’ity fanasana ity ny toerana sy ny ora hanaovana azy [na ny fomba ahafahanao manaraka azy io ao amin’ny Internet]. Misy lahateny tianay hanasana anao koa ny alahady (na asabotsy) alohan’io.”
Horesahina amin’ny manaraka raha liana ilay olona: Inona no antony nahafatesan’i Jesosy?