FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 16
  • 8-14 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 8-14 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 16

8-14 Febroary

NOMERY 1-2

  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Alamin’i Jehovah ny Vahoakany”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 1:2, 3: Nahoana no nisaina ny Israelita manontolo? (it “Fanisam-bahoaka” § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 1:1-16 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampifanaraho amin’izay ilain’ilay olona ny resaka ataonao sy ny andinin-teny vakinao. (th lesona 12)

  • Lahateny: (5 min.) w08 1/7 21: Foto-kevitra: Nahoana no Lazaina Foana hoe 12 ny Fokon’ny Israely, Nefa 13 Izy Ireo Raha ny Marina? (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 57

  • “Voalamina mba Hitory Amin’ny Olona Rehetra”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Mianara Mitory Amin’ny Teny Vahiny. Iaraho midinika ny zavatra sasany mampiavaka ny programa JW Language®.

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 5 § 1-6, efajoro “Tsy Nanao Politika ny Kristianina Voalohany”, “Tsy Anisan’ity Tontolo Ity ve Aho?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 13 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara