FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.1 21
  • 22-28 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.1 21

22-28 Febroary

NOMERY 5-6

  • Hira 81 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ahoana no Azonao Anahafana ny Nazirita?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • No 6:6, 7: Nahoana i Samsona no mbola Nazirita ihany, na dia nikasika ny fatin’ireo biby sy olona novonoiny aza? (w05 15/1 30 § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) No 5:1-15 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah? (tsy tena alefa anefa ilay izy). Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora zavatra anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 3)

  • Lahateny: (5 min.) w06 15/1 32: Foto-kevitra: Porofo Miavaka hoe Mifanaraka Amin’ny Tantara ny Baiboly. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 76

  • “Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny Asabotsy 27 Febroary: (10 min.) Fiaraha-midinika. Omeo fanasana iray avy ny mpanatrika, ary resaho izay voalaza ao. Lazao ny fandaharan’ny fiangonana mba hamitana ny faritany. Alefaso ilay video fanolorana fanasana. Fanontaniana: Rahoviana no tokony halefa ilay video hoe Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy? Ahoana no ahitana hoe liana ilay olona itoriana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 5 § 16-23

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 39 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara