3-9 Mey
NOMERY 27-29
Hira 106 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Famakiana Baiboly: (4 min.) No 28:11-18 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Fikasan’Andriamanitra—Ge 1:28. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)
Lahateny: (5 min.) w07 1/4 17 § 3-5: Foto-kevitra: Inona no Fanatitra Ankasitrahan’i Jehovah? (th lesona 16)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Tiavo ny Namanao: (6 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Nahoana ny ankizy tany am-pianarana no tsy tia an’i Priya? Ahoana no nampisehoan’i Sofia hoe tia an’i Priya izy? Ahoana no azonao ampisehoana hoe tianao ny olona tsy mitovy fiaviana na saranga aminao?
Inona no Atao hoe Tena Namana?: (9 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no tokony hojerenao rehefa mifidy namana ianao? Aiza no mety hahitanao namana tsara? Inona no tokony hataonao mba hahazoana namana tsara?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 8 § 11-18
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 102 sy Vavaka