FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.5 11
  • 31 Mey–6 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 31 Mey–6 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.5 11

31 Mey–6 Jona

DEOTERONOMIA 1-2

  • Hira 125 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “An’Andriamanitra ny Fitsarana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 1:19; 2:7: Namakivaky an’ilay “tany efitra lehibe sady mampahatahotra” ny Israelita, nandritra ny 40 taona. Ahoana no nikarakaran’i Jehovah azy ireo? (w13 15/9 9 § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 1:1-11 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 16)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 11)

  • Lahateny: (5 min.) w13 15/8 11 § 7: Foto-kevitra: Aza Manao Resaka Tsy Mampahery na Mihaino An’izany. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 30

  • “Miezaha ho Vonona Foana Mandritra ny Tapany Farany Amin’ny ‘Andro Farany’”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe Vonona ve Ianao Raha Misy Loza Araka ny Natiora Mitranga? Resaho koa ny fampahatsiahivana avy amin’ny biraon’ny sampana sy avy amin’ny anti-panahy rehetra, raha misy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 9 § 22-26, efajoro “Andinin-teny Tsara Hosaintsainina”; Fanazavana Fanampiny “Ialao Ilay Fahazaran-dratsy“

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 8 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara