FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.7 24
  • 30 Aogositra–5 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 30 Aogositra–5 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.7 24

30 Aogositra–5 Septambra

DEOTERONOMIA 31-32

  • Hira 78 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mianara avy Amin’ireo Sarin-teny ao Amin’ny Hira Iray”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 31:12: Ahoana no ampiharan’ny ray aman-dreny an’io toro lalana io? (w04 15/9 27 § 11)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 32:36-52 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampifanaraho amin’izay ilain’ilay olona ny resaka ataonao sy ny andinin-teny vakinao. (th lesona 12)

  • Lahateny: (5 min.) w07 15/5 15-16: Foto-kevitra: Mandinika Anareo ny Zanakareo! (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 25

  • Mianara avy Amin’ireo Mitarika eo Aminareo: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Tsarovy Ireo Mitarika eo Aminareo” (Heb. 13:7). Fanontaniana: Inona no ianaranao avy amin’ny tantaran’i Thomas Sullivan? George Gangas? Karl Klein? Daniel Sydlik?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 13:16-26, efajoro “Tena Mahafaly ny Manaraka ny Fivavahana Marina”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 29 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara