FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.9 5
  • 13-19 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 13-19 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.9 5

13-19 Septambra

JOSOA 1-2

  • Hira 97 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ahoana no Hampahomby An’izay Ataonao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 2:4, 5: Nahoana i Rahaba no namitaka ny iraky ny mpanjaka rehefa nitady an’ireo mpitsikilo izy ireo? (w04 1/12 9 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 2:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly—Jb 26:7 Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)

  • Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly. (th lesona 16)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 56

  • “Ampiofano Foana ny Fahaizanao Misaina”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe “Manàna Feon’ny Fieritreretana Madio” Foana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 14:10-14, efajoro “Laingan’i Satana Momba ny Fahotana Lehibe”, Fanazavana Fanampiny “Fandaminana Olana Mifandray Amin’ny Vola”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara