FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21.11 2
  • 1-7 Novambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Novambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21.11 2

1-7 Novambra

JOSOA 18-19

  • Hira 12 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Js 18:1-3: Inona no mety ho antony nahatonga ny Israelita tsy ho maika hifindra tany andrefan’i Jordana? (it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 6)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Js 18:1-10 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Vaovao Tsara—Sl 37:10, 11. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory Ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2021. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 11)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 76

  • “Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo”: (15 min.) Fiaraha-midinika ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe “Misaotra An’Andriamanitra Mandrakariva Noho ny Aminareo Izahay.” Miresaha hevitra mahaliana iray na roa ao amin’ilay andian-dahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Fomba Ampiasana ny Fanomezanao.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv 16:15-22, efajoro “Tena Herin’ny Maizina ve Izany?”

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 36 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara