FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.3 9
  • 28 Martsa–3 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 28 Martsa–3 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.3 9

28 Martsa–3 Aprily

1 SAMOELA 18-19

  • Hira 36 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manetre Tena Foana na dia Mahomby aza Ianao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 1Sa 19:23, 24: Inona no mety ho dikan’ilay hoe “nanao hoatran’ny mpaminany” i Saoly Mpanjaka? (it “Mpaminany”: “Fanendrena sy fitarihan’ny fanahy” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 1Sa 18:25–19:3 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • “Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy.

  • Lahateny: (5 min.) km 1/03 1: Foto-kevitra: Asa Mitaky Fanetren-tena. (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 31

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) hf 7:6-11

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 133 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara