FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22.11 4
  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aoka Ianareo ho Zatra Manome”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Misaotra An’i Jehovah Izahay Noho ny Fitiavanareo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Maninona Raha mba ‘Manokana Vola’?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Sarobidy Ireo “Vola Madinika Roa”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22.11 4
An elderly sister using a tablet to make a donation online. Collage: Various ways our donations are used. 1. Printing at Bethel. 2. Theocratic schools. 3. Public witnessing. 4. Construction projects.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Aoka Ianareo ho Zatra Manome”

Nasehon’i Jesosy hoe mifindra ny toe-tsaina tia manome. (Lk 6:38) Raha zatra manome ianao, dia ho tsara fanahy sy ho tia manome koa ny rahalahy sy anabavy.

Anisan’ny fanompoantsika an’i Jehovah ny manome am-pifaliana. Tsikaritr’i Jehovah izay olona tia manome sy tia manampy ny mpiara-manompo mila fanampiana. Mampanantena izy hoe hamaly soa azy.​—Oh 19:17.

JEREO ILAY VIDEO HOE MISAOTRA ANAREO IZAHAY FA TIA MANOME IANAREO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Ahoana no ampiasana an’ireny fanomezana ataonao ireny mba hanampiana ny mpiara-manompo?

  • Nahoana isika no tokony ho zatra manome na hoatran’ny ahoana na hoatran’ny ahoana ny habetsahan’ny fanomezana ataontsika?​—Jereo koa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo.”

AO AMIN’NY INTERNET

Ahoana no hatao raha te hanao fanomezana an-tsitrapo mba hanohanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah? Tsindrio ilay hoe “Fanomezana”, eny amin’ny farany ambany amin’ny pejy fandraisana amin’ny JW Library®. Any amin’ny tany sasany, dia hipoitra ao amin’ilay pejy vaovao hisokatra ilay rohy hoe “Fanontaniana.” Midira ao amin’io rohy io, dia hahita an’ilay lahatsoratra hoe Fanomezana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah: Fanontaniana Fametraky ny Olona ianao.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara