FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 19
  • Mitandrema Amin’ny Mpivadi-pinoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mitandrema Amin’ny Mpivadi-pinoana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Miantehera Amin’i Jehovah Rehefa Hanapa-kevitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Inona no Hanampy Anao Tsy Hisalasala?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Ho Hendry Ianao Raha Mamaky Baiboly Isan’andro
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Miezaha Hatoky Kokoa ny Fandaminan’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 19

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Mitandrema Amin’ny Mpivadi-pinoana

Matetika no afangaron’i Satana sy ny mpanara-dia azy amin’ny lainga ny fahamarinana, mba hampihenana ny finoantsika. (2Ko 11:3) Nisy fotoana, ohatra, ny Asyrianina nanamboamboatra ny tena marina sy nandainga an-kitsirano mba hanakiviana ny vahoakan’i Jehovah. (2Ta 32:10-15) Manao hoatr’izany koa ny mpivadi-pinoana amin’izao. Ahoana no tokony hataontsika rehefa sendra fampianaran’ny mpivadi-pinoana? Poizina izy ireny ka aza vakina mihitsy, na valiana, na resahina amin’ny hafa. Tokony ho mailaka isika hamantatra an’izay fanazavana mahatonga antsika hisalasala momba an’i Jehovah sy ny fandaminany, dia hanalavitra an’ilay izy.​—Jd 3, 4.

Sary avy amin’ilay video hoe “‘Miadia Mafy Hiaro ny Finoana’​—Ampahany.” Ny Rahalahy David Splane, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

JEREO ILAY VIDEO HOE ‘MIADIA MAFY HIARO NY FINOANA’​—AMPAHANY, ARY VALIO IRETO:

  • Nahoana isika no mila mitandrina rehefa mandray anjara amin’ny resadresaka ao amin’ny Internet?

  • Ahoana no azontsika ampiharana an’ilay torohevitra ao amin’ny Romanina 16:17?

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara