FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 20
  • 19-25 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 20

19-25 Jona

2 TANTARA 34-36

  • Hira 97 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tena Mandray Soa avy Amin’ny Tenin’Andriamanitra ve Ianao?”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 35:20-23: Inona no lesona raisintsika avy amin’izay nanjo an’i Josia Mpanjaka? (w17.03 26-27 § 15-17)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 35:1-10 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 7)

  • Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho momba ny tranonkalantsika ilay olona, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 11)

  • Lahateny: (5 min.) w17.09 25-26 § 7-10: Foto-kevitra: Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra mba Hanohinana ny Fon’ny Olona Rehefa Manompo. (th lesona 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 96

  • “Mampiasa Tsara ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Amin’ny Tenin’ny Tanana ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 48: Hevitra 5, famintinana sy famerenana ary tanjona

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 117 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara