FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.5 23
  • 26 Jona–2 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Jona–2 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.5 23

26 Jona–2 Jolay

EZRA 1-3

  • Hira 75 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Aoka Ianao ho Vonona Hanao Izay Ampanaovin’i Jehovah”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • Ezr 1:5, 6: Inona no ianarantsika avy amin’ny Israelita sasany nijanona tany Babylona? (w06 15/1 19 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) Ezr 2:58-66 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 9)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 10: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 8)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 58

  • “Te Hahay Hanombo-dresaka ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 49: Hevitra 1-5

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 132 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara