13-19 Novambra
JOBA 15-17
Hira 90 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Manahaka An’i Elifaza”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 16:22: Midika ve io tenin’i Joba io hoe tsy nino ny fitsanganana amin’ny maty izy? (w06 15/3 14 § 11)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Teny: (4 min.) lffi 1:3, 4 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly—Jb 26:7. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff famerenana ny fizarana 1, fanontaniana 6-10 (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lfb lesona 10, 11, 12
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 118 sy Vavaka