FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.1 1
  • 1-7 Janoary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 1-7 Janoary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.1 1

1-7 JANOARY

JOBA 32-33

Hira 102 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Feno vay i Joba. Mihaino tsara sady mangoraka azy i Eliho.

Mihaino tsara an’i Joba i Eliho sady mangoraka azy

1. Ampaherezo Izay Miady Saina

(10 min.)

Ataovy toy ny namana ny olon-kafa (Jb 33:1; it “Eliho” § 2)

Aza mitsaratsara azy fa miezaha hahatakatra ny mahazo azy (Jb 33:6, 7; w14 15/6 25 § 8-10)

Tokony hihaino sy hieritreritra tsara isika vao miteny (Jb 33:8-12, 17; w20.03 12:17-18; jereo ny sary, pejy 1)

Anabavy iray mihaino tsara sady mangoraka reny mitaiza irery ny zanany. Milalao ao amin’ny efitra ambadika ny zanany kely roa lahy.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Jb 33:25: Nahoana io andinin-teny io no manampy antsika tsy hanahy be loatra momba ny bika aman’endrika rehefa mandroso taona isika? (w13 15/1 19 § 10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 1:1, 2 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Zavatra Mahaliana Resahina: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 1:1-2.

5. Zavatra Mahaliana Resahina: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Iaraho midinika ny lmd 1:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 116

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 28, 29; Fampidirana ny Fizarana 6

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 104 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara