FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.1 7
  • 12-18 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.1 7

12-18 FEBROARY

SALAMO 5-7

Hira 118 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Aza Mivadika Mihitsy na dia Manao ny Tsy Mety aza ny Hafa

(10 min.)

Nisy fotoana i Davida lasa tsy faly intsony noho ny nataon’ny hafa (Sl 6:6, 7)

Niangavy an’i Jehovah izy mba hanampy azy (Sl 6:2, 9; w21.03 11:7-8)

Tsy nivadika i Davida satria natoky tanteraka an’i Jehovah (Sl 6:10)

Sary kely mampiseho anabavy iray mivazavaza amin’ny anabavy iray hafa eo ivelan’ny Efitrano Fanjakana. Mivavaka ilay anabavy voavazavaza rehefa tonga tany an-trano.

SAINTSAINO IZAO: ‘Miezaka hanana finoana matanjaka ve aho ka tsy hivadika mihitsy na dia manao zavatra tsy mety aza ny olon-kafa?’​—w20.07 28:3-4.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 5:9: Nahoana no toy ny hoe fasana misokatra ny tendan’ny ratsy fanahy? (it “Fasana” § 4)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 4:4, 5 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 1:3)

5. Miresadresaha Aloha

(2 min.) TSY ARA-POTOANA. Miresadresaha fotsiny fa aza mampiasa Baiboly, dia ampahafantaro an’ilay olona hoe Vavolombelon’i Jehovah ianao. (lmd 2:4)

6. Rehefa Miverina Mitsidika

(2 min.) ISAN-TRANO. Te hiady hevitra aminao ilay tompon-trano. (lmd 4:5)

7. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(4 min.) Fampisehoana. ijwfq 64: Foto-kevitra: Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Mandray Anjara Amin’ny Fombafomba Mampiseho Fitiavan-tanindrazana? (lmd 3:4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 99

8. Tatitra Isan-taona

(15 min.) Fiaraha-midinika. Vakio ilay taratasy misy ny tatitra isan-taona avy amin’ny biraon’ny sampana. Avy eo dia asao ny mpanatrika hiresaka tsipiriany hafa mahaliana ao amin’ny Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2023. Manadinadìna mpitory vitsivitsy manana fitantarana mampahery, momba ny fanompoany tamin’ny taon-dasa.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 43, 44; Fampidirana ny Fizarana 8

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 83 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara