FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.1 6
  • 5-11 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.1 6

5-11 FEBROARY

SALAMO 1-4

Hira 150 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Miandania Amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

(10 min.)

[Alefaso ilay VIDEO Fampidirana ny Bokin’ny Salamo.]

Manohitra ny Fanjakan’Andriamanitra ny mpitondra olombelona (Sl 2:2; w21.09 37:8)

Fotoana fohy no omen’i Jehovah ny olombelona mba hahafahan’izy ireo hanapa-kevitra hoe hanohana ny Fanjakany sa tsia (Sl 2:10-12)

Sary: 1) Olona maromaro tezitra be ary mitokona. 2) Lehilahy iray mitabataba sady manofahofa sainam-pirenena, mandritra ny lalao ara-panatanjahan-tena iray. 3) Mpianatra iray mianiana fa tsy hivadika amin’ny tanindrazana. 4) Miaramila mitana basy. 5) Kandidà roa miady hevitra. 6) Vehivavy iray mandatsa-bato mandritra ny fifidianana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Tapa-kevitra ny tsy hidikiditra amin’ny politika mihitsy ve aho na dia mety hahitako olana aza izany?’​—w16.04 29 § 11.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 1:4: Nahoana ny ratsy fanahy no toy “ny akofa entin’ny rivotra”? (it “Akofa”)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 4:1-3 (th lesona 12)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Inona no Nataon’i Filipo?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd 2:1-2.

5. Avelao Hiresaka Ilay Olona: Tahafo i Filipo

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 2:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 32

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 40, 41, 42

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 61 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara