11-17 MARTSA
SALAMO 18
Hira 148 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. “I Jehovah no ... Mpamonjy Ahy”
(10 min.)
Hoatran’ny harambato sy manda fiarovana ary ampinga i Jehovah (Sl 18:1, 2; w09 1/5 14 § 4-5)
Mihaino ny antso vonjy ataontsika i Jehovah (Sl 18:6; it “Feo”: “Feon’olombelona” § 2)
Manao zavatra i Jehovah mba hanampiana antsika (Sl 18:16, 17; w22.04 3 § 1)
Mety hesorin’i Jehovah indraindray ny olana mahazo antsika, hoatran’ny nataony tamin’i Davida. Matetika anefa izy no manisy “lalan-kivoahana”, izany hoe manome izay ilaintsika mba hahavitantsika miaritra an’ilay zava-tsarotra.—1Ko 10:13.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 18:25: Inona ny soa raisintsika rehefa tsy mivadika isika? (w23.08 33:16)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
(4 min.) ll 6:3, 4 (th lesona 10)
4. Miezaha ho Tsara Fanahy: Ahoana no Nataon’i Jesosy?
5. Miezaha ho Tsara Fanahy: Tahafo i Jesosy
(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd 3:3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”
Hira 60
6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(5 min.)
7. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Martsa ity
(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lfb 52, 53, 54