FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb24.3 4
  • 18-24 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-24 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
mwb24.3 4

18-24 MARTSA

SALAMO 19-21

Hira 6 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Rahalahy iray mijery ny lanitra feno kintana.

1. “Ny Lanitra Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra”

(10 min.)

Manambara ny voninahitr’i Jehovah ny zavaboary (Sl 19:1; w04 1/1 8 § 1-2)

Zavaboary mahavariana ny masoandro (Sl 19:4-6; w04 1/6 11 § 8-10)

Tokony handinika ny zavaboary isika, dia hiana-javatra avy amin’ireny (Mt 6:26; w23.03 12:11)


AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA: Miaraha mandinika zavaboary. Resaho avy eo hoe inona no ianaranareo momba an’i Jehovah avy amin’ilay izy.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 19:7, 11: Inona ny soa azontsika rehefa manaraka ny fitsipik’i Jehovah isika? (w22.03 10:10)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) ll 6:5 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) FITORIANA AMPAHIBEMASO. Omeo fanasana Fahatsiarovana ny olona anankiray, dia atoroy azy ao amin’ny tranonkala jw.org hoe aiza ny toerana hanaovana Fahatsiarovana akaiky azy indrindra. (lmd 2:3)

5. Miresadresaha Aloha

(4 min.) FITORIANA TSY ARA-POTOANA. Tonga manatrika Fahatsiarovana ny olona iray, satria nisy nametraka taratasy fanasana teo am-baravarany. Raiso tsara izy, dia mifanaova fotoana aminy mba hamaliana ny fanontaniany. (lmd 3:4)

6. Hazavao ny Zavatra Inoanao

(5 min.) Lahateny. w23.01 4:5-7: Foto-kevitra: Nahoana no Tsy Mitovy Amin’ny An’ny Fivavahana Hafa ny Fomba Ankalazan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sakafo Harivan’ny Tompo? (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 141

7. Diniho ny Zavaboary dia Hatanjaka ny Finoanao

(15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity fanontaniana ity avy eo:

Nahoana ny fandinihana zavaboary no manatanjaka ny finoanao hoe misy ny Mpamorona?

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lfb 55, 56

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 127 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara